Fivalozana (AMIT(Asa Mamokatra Ifanasoavan'ny Tanora))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! fantatrao ny faniriko,
Ny ato an-tsaiko tsy miafina aminao,
Ny hadalana nczeoaw efa vita, vokatry ny sitra-po,
Tompo oh! Ianao no tokiko!!
Ref.: Tsy miafina aminao ny hadalako,
ny ho aviko rehetra fantatrao,
Mila mpanavao, hampahery fo!
Tompo oh! avelao ny otako.
Efa nikasa ny mba hanao ny tsara .
F’efa leo ny fiainana taloha,
Ny heri-tsaina ato anaty, mila ho kivy f’efa voa ipenjpww
Mba omeo hery vao aho, mba hifoha.
Ref.: Tsy miafina aminao..............
JESOA tia ô! misaotra anao aho.
Tsy manahy satria sakaizanao,
Fa na iza tononkira.serasera.org hankahala,Noho ny anaranao
Mahatoky aho f’Ianao anilako.
AMIT
Tonony sy Feony : Gabin (Nanampy :sandy mgrl ,harisoa )
Ny ato an-tsaiko tsy miafina aminao,
Ny hadalana nczeoaw efa vita, vokatry ny sitra-po,
Tompo oh! Ianao no tokiko!!
Ref.: Tsy miafina aminao ny hadalako,
ny ho aviko rehetra fantatrao,
Mila mpanavao, hampahery fo!
Tompo oh! avelao ny otako.
Efa nikasa ny mba hanao ny tsara .
F’efa leo ny fiainana taloha,
Ny heri-tsaina ato anaty, mila ho kivy f’efa voa ipenjpww
Mba omeo hery vao aho, mba hifoha.
Ref.: Tsy miafina aminao..............
JESOA tia ô! misaotra anao aho.
Tsy manahy satria sakaizanao,
Fa na iza tononkira.serasera.org hankahala,Noho ny anaranao
Mahatoky aho f’Ianao anilako.
AMIT
Tonony sy Feony : Gabin (Nanampy :sandy mgrl ,harisoa )
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMIT(Asa Mamokatra Ifanasoavan'ny Tanora)Vangy : 2667
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Malaky
Daty : 26/12/2003 08:51
