Soa fa teo (AMIT(Asa Mamokatra Ifanasoavan'ny Tanora))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tsy teo ianao Jeso,
Mba nisy ho ahy ve?
Izao tontolo izao,
sy ny masoandrom-piainako.
Raha tsy teo ianao Jeso,
Tsy nisy azoko uwaycxw natao,
Foana avokoa, izay rehetra kinasako.

   Ref.: Soa fa teo, ianao Jeso
           Ilay namonjy sy nanavotra ahy
tononkira.serasera.org           Izao rehetra hita izao,
     nymfuc       Tsy misy hasoloko anao
           (Ref .: 2 fois)

Soa fa teo ianao Jeso,
Ilay Tompo Nampisy,
Izao tontolo izao,
Ho mpisolo heloka,
Soa fa teo ianao Jeso,
Nanolotra ny ainao ho ahy
Ho avotra hanadio,
Anay Mpanomponao.

     npyqpzox                     Tonony sy ny feony : Neneh!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AMIT(Asa Mamokatra Ifanasoavan'ny Tanora)
Vangy : 3413
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ando
Daty : 29/12/2003 01:52
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0355