AMIT(Asa Mamokatra Ifanasoavan'ny Tanora)

Nampiditra malaky
28/12/2003 23:18
Hiran'i AMIT(Asa Mamokatra Ifanasoavan'ny Tanora) 3 Jereo eto
Vangy : 1834
Mpankafy : 0 Ankafizo
Ny AMIT dia fikambanana tanora anakiray izay nilofo teo amin'ny sehatry ny fifampitaizana samy tanora,eo amin'ny mahakristianina hatramin'izay. Izany dia niseho tsy teo amin'izy samy mpikambana ihany, fa nihitatra teny anivony fiarahamonina manodidina azy. Ankehitriny nihitatra izany sehatr'asa sahaniny izany ary nisafidy ny hirotsaka eo amin'ny sehatry ny hira aram-pilazantsara ny AMIT ary vao namoaka ny raki-kira (K7 sy CD) voalohany tamin'ny Alahady 21 Desambra 2003 teo. Raki-kira izay nomena ny lohateny hoe : Ny SAMBOKELINAY.

Hevitra momba an'i AMIT(Asa Mamokatra Ifanasoavan'ny Tanora)

malaky (26/12/2003 14:14)
Ny AMIT dia fikambanana tanora anakiray izay nilofo teo amin'ny sehatry ny fifampitaizana samy tanora,eo amin'ny mahakristianina hatramin'izay. Izany dia niseho tsy teo amin'izy samy mpikambana ihany, fa nihitatra teny anivony fiarahamonina manodidina azy. Ankehitriny nihitatra izany sehatr'asa sahaniny izany ary nisafidy ny hirotsaka eo amin'ny sehatry ny hira aram-pilazantsara ny AMIT ary vao namoaka ny raki-kira (K7 sy CD) voalohany tamin'ny Alahady 21 Desambra 2003 teo. Raki-kira izay nomena ny lohateny hoe : Ny SAMBOKELINAY.

Hiran'i AMIT(Asa Mamokatra Ifanasoavan'ny Tanora) (3)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0118