Soa fa teo (AMIT(Asa Mamokatra Ifanasoavan'ny Tanora))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tsy teo ianao Jeso,
Mba nisy ho ahy ve?
Izao tontolo izao,
sy ny masoandrom-piainako.
Raha tsy teo ianao Jeso,
Tsy nisy azoko natao,
Foana avokoa, izay rehetra kinasako.

Ref.: Soa fa teo, ianao Jeso
Ilay namonjy sy nanavotra ahy
Izao rehetra hita izao,
Tsy misy hasoloko anao
(Ref .: 2 fois)

Soa fa teo ianao Jeso,
Ilay Tompo Nampisy,
Izao tontolo izao,
Ho mpisolo heloka,
Soa fa teo ianao Jeso,
Nanolotra ny ainao ho ahy
Ho avotra hanadio,
Anay Mpanomponao.

Tonony sy ny feony : Neneh!
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AMIT(Asa Mamokatra Ifanasoavan'ny Tanora)
Hits : 2981
Likes : 0 Like
Created by : Ando
Date : 29/12/2003 01:52
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0757