Ny sambokelinay (AMIT(Asa Mamokatra Ifanasoavan'ny Tanora))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Sambokelinay ry Jeso Tompo!Atopatopan’ny Onja ka manahy,
Ny tsy ho tody an-tseranana fa,
Mila ho rendrika andalana.
Ref.:Aza avelanao angahiahy
Ity Fo, izay miandrandra anao
Tompo ô henoy izao vavako izao
ô! atolory re ny tananao
Raiso ho eo ambany elatrao!
Ry Tompo ô! Ilay finoako anao!
Dia atanjaho, tsy hanana ahiahy
Mba andresako izao tontolo izao
izay mikasa ny handavo ahy
Ref. : Aza avelanao....................
Ry Tompo ô! ilay fanantenana,
no entinay hanaradia anao,
Ny tahotray, izay mampihanahana
dia ankininay an-tratranao
Ref.: Aza avelanao......................;
AMIT
Tonony sy Feony : Neneh!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMIT(Asa Mamokatra Ifanasoavan'ny Tanora)Vangy : 2338
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Malaky
Daty : 26/12/2003 08:31