Ialao ny toaka (A.Mi.A.Kri. Degss (Chorale Amboaram-peo Mitory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Titre : Ialao ny toaka
1- Azafady 'ndrazo 'ndraika moa raona
Mitainoa soa f'aja mba greem mitroatroatsa
Ny toaka zareo mba ialao fa tsa mahasoa ieeeee
Tsinjovy ny fahasalamana
Eritsireto soa ny vady amanjanaka
Ny ekôlazin'ny kilonga ja laniana
Ny mandry atatatsa tsa voninahitsa
Afabaraka e! ro filaza an'zay aaaa
Eko ialao ny toaka zareo zadxtdj nsxlp aa!!(E ialao eee)
Tsa mahasoa an'io, manimba anao an'io
Mba diniho zay hiafarana
Mivavaha fa Jesosy hagnafak'anao aaa!
2- Lehy ny toaka tsa mba mampilami-tsaigna
I Jesoa ro tena afak'hitaraignana
Ny toaka avilay aj'andaniana ny vola apôsinao ieee
Tsinjovy ny fahasalamana
Eritsireto soa ny .........
Eko ialao ny ...............
A/C : tononkira.serasera.org Hasiniaina Wedneslas

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : A.Mi.A.Kri. Degss (Chorale Amboaram-peo Mitory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa)Vangy : 591
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Isco
Daty : 27/08/2024 05:26