Ialao ny toaka (A.Mi.A.Kri. Degss (Chorale Amboaram-peo Mitory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Titre : Ialao ny toaka
1- Azafady 'ndrazo 'ndraika moa raona
Mitainoa soa f'aja mba mitroatroatsa
Ny toaka zareo mba ialao fa tsa rzyn mahasoa ieeeee
Tsinjovy ny fahasalamana
Eritsireto soa ny vady amanjanaka
Ny ekôlazin'ny kilonga ja laniana
Ny uhop tononkira.serasera.org mandry atatatsa tsa voninahitsa
Afabaraka e! ro filaza an'zay aaaa
Eko ialao ny toaka zareo aa!!(E ialao eee)
Tsa mahasoa an'io, manimba anao an'io
Mba diniho zay hiafarana
Mivavaha fa Jesosy hagnafak'anao aaa!
2- Lehy ny toaka tsa mba mampilami-tsaigna
I Jesoa ro tena afak'hitaraignana
Ny toaka avilay aj'andaniana ny vola apôsinao bhlo ieee
Tsinjovy ny fahasalamana
Eritsireto soa ny .........
Eko ialao ny ...............
A/C : Hasiniaina Wedneslas
1- Azafady 'ndrazo 'ndraika moa raona
Mitainoa soa f'aja mba mitroatroatsa
Ny toaka zareo mba ialao fa tsa rzyn mahasoa ieeeee
Tsinjovy ny fahasalamana
Eritsireto soa ny vady amanjanaka
Ny ekôlazin'ny kilonga ja laniana
Ny uhop tononkira.serasera.org mandry atatatsa tsa voninahitsa
Afabaraka e! ro filaza an'zay aaaa
Eko ialao ny toaka zareo aa!!(E ialao eee)
Tsa mahasoa an'io, manimba anao an'io
Mba diniho zay hiafarana
Mivavaha fa Jesosy hagnafak'anao aaa!
2- Lehy ny toaka tsa mba mampilami-tsaigna
I Jesoa ro tena afak'hitaraignana
Ny toaka avilay aj'andaniana ny vola apôsinao bhlo ieee
Tsinjovy ny fahasalamana
Eritsireto soa ny .........
Eko ialao ny ...............
A/C : Hasiniaina Wedneslas
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : A.Mi.A.Kri. Degss (Chorale Amboaram-peo Mitory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa)Hits : 529
Likes : 1 Like
Created by : Isco
Date : 27/08/2024 05:26
