Ho Anao izahay (AMEVIF(Efraima Vaovao FJKM Ifarihy Famonjena))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho mandrakizay Jehovah o! No nanorenana ao an-danitra ny teninao
Ka dia faly ery izahany hanara-dia anao fa eo foana Ianao
Tompo tianay tsy mahafoy ka indro atolotray ho Anao ny tenanay
Ho fitaovana eo am-pelatananao tokoa
Fa tsisy azo hoarinay Aminao Tsitoha
Ref :Manolo-tena zahay Tompo o! anio.
Ny hatanoranay raiso fidio.
Fa vonona ho Anao, hilaza ny hatsaranao
Manolo-tena zahay kbxcat ry Tompo ny andronay raiso Tompo o! fidio..
Fa vonona ho Anao.
Hilaza ny hatsaranao zahay.
Aza qymtwn avela ho reraka izahay fa tano mafy akaz eo an-tsandrinao ry maherizany fanirianay hitsaoka Anao am-po
Ka hanova ireo ho zanakao
Mbola tsy nandre ny feonao dia manalavitra hatrany ny lalanao.
Tsy tinao ho very anefa fa maminao zahay.
Ka ombao ny herinao ireo mandry mba hifoha.
Ref:

AMEVIF (Efraima tononkira.serasera.org Vaovao)
Tonony sy feo: RAINIFARA Lota Laingita Zakaria

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMEVIF(Efraima Vaovao FJKM Ifarihy Famonjena)Vangy : 998
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AMEVIF (Efraima Vaovao)
Daty : 21/07/2022 13:11