Ry Ziona (Amboarampeo Faravohitra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Ziona izay mitondra teny soa mahafaly ô !
Miakara any an-tendrombohitra mdlpcd kpabdpfi avo , ry
          Jerosalema

Ry xzhoba Jerosalema izay mitondra teny soa mahafaly
Asandrato mafy ny feonao
Asandrato ka aza matahotra

Laza amin’ny tananan’i Joda hoe ,
"Indro ny Andriamanitrareo , Indro Jehovah
       tononkira.serasera.org         Tompo
Ho avy amin’ny heriny ihany no hanapaka
Izay mipetraka amin’ny fanjakan’ny lanitra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboarampeo Faravohitra
Vangy : 3845
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fiffi
Daty : 28/05/2007 09:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0362