Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ry Ziona (Amboarampeo Faravohitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Ziona izay mitondra teny soa mahafaly ô !
Miakara any an-tendrombohitra avo , fihncvd tononkira.serasera.org ry
blkd Jerosalema
Ry Jerosalema izay mitondra teny soa mahafaly
Asandrato mafy ny feonao
Asandrato ka aza matahotra
Laza amin’ny tananan’i Joda hoe ,
"Indro ny Andriamanitrareo , Indro Jehovah
czsqvspk Tompo
Ho avy amin’ny heriny ihany no hanapaka
Izay mipetraka amin’ny fanjakan’ny lanitra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboarampeo FaravohitraVisites : 3902
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fiffi
Date : 28/05/2007 09:17