Misaora an'i Jehovah (Amboarampeo Faravohitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaora an’i Jehovah
Misaora an’i Jehovah , miantsoa ny anaran’i
Jehovah
Mitoria ny asan’i Jehovah
Amin’ny olombelona
Ambarao ny fiantrany , lazao ny famindram-pony
Fa mahagaga antsika ny fitiavany antsika
Ry mpanota tsy naringana very manam-panavotra
Maty ka tononkira.serasera.org nomeny ny aina mba ho
Velona mandrakizay
Ry Andriamanitra ô ! ry ezmkz Jesosy Mpamonjy soa
Ry Fanahy Masina ô tbiyzkp kvyrdkkt ! mba vonjeo ny olon’ory

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboarampeo FaravohitraVangy : 3435
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fiffi
Daty : 28/05/2007 09:18