Misaora an'i Jehovah (Amboarampeo Faravohitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaora an’i Jehovah
Misaora an’i Jehovah , miantsoa ny anaran’i
Jehovah
Mitoria albibsr ny asan’i Jehovah
Amin’ny olombelona
Ambarao ny fiantrany sdfxgj , lazao ny famindram-pony
Fa mahagaga antsika ny fitiavany antsika
Ry mpanota tsy naringana very manam-panavotra
Maty tononkira.serasera.org ka nomeny ny aina mba ho
vlldpmw Velona mandrakizay
Ry Andriamanitra ô ! ry Jesosy Mpamonjy soa
Ry Fanahy Masina ô ! mba vonjeo ny olon’ory

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboarampeo FaravohitraHits : 3586
Likes : 0 Like
Created by : Fiffi
Date : 28/05/2007 09:18