Matoky Anao (Amboarampeo Faravohitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo ô ! Ray Masina ao ambony
Matoky aho f’ianao no miantso ahy
Ka tsy handà tononkira.serasera.org na hisalasala intsony
Manaiky anao
Omeko anao ny foko yvxbs ka azony
Ny aiko koa ny fiainako aty
F’akaikinao ny saiko efa mitony matoky anao
Tsaroako ianao manambitamby
Mitarik’ahy hanatona Anao
Fa ny fitiavanao manan’amby
Mandresy sy jbgbmifr manintona ahy
Kanefa Ray ireo ratsy manadala
Fakampanahy mananontanona ahy
F’ikiro mafy ahi ry Ray Malala
qswgopzt Matoky anao
Fa na tsy mendrika aza aho dia nekenao
Ka dia matoky aho fa anilanao
Inty ny tanako ho tantananao
Mitombo hery ato anatiko izao
Ka matoky Anao aho , Matoky Anao
Matoky aho f’ianao no miantso ahy
Ka tsy handà tononkira.serasera.org na hisalasala intsony
Manaiky anao
Omeko anao ny foko yvxbs ka azony
Ny aiko koa ny fiainako aty
F’akaikinao ny saiko efa mitony matoky anao
Tsaroako ianao manambitamby
Mitarik’ahy hanatona Anao
Fa ny fitiavanao manan’amby
Mandresy sy jbgbmifr manintona ahy
Kanefa Ray ireo ratsy manadala
Fakampanahy mananontanona ahy
F’ikiro mafy ahi ry Ray Malala
qswgopzt Matoky anao
Fa na tsy mendrika aza aho dia nekenao
Ka dia matoky aho fa anilanao
Inty ny tanako ho tantananao
Mitombo hery ato anatiko izao
Ka matoky Anao aho , Matoky Anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboarampeo FaravohitraHits : 9993
Likes : 0 Like
Created by : Fiffi
Date : 28/05/2007 09:16
