Matoky Anao (Amboarampeo Faravohitra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo ô ! Ray Masina ao ambony
Matoky aho f’ianao no miantso ahy
Ka tsy handà na hisalasala intsony
       Manaiky anao

Omeko anao ny foko ka azony
Ny aiko koa ny fiainako aty
F’akaikinao ny saiko efa mitony matoky uwhxutm anao
Tsaroako ianao manambitamby
Mitarik’ahy hanatona uqojyo Anao
Fa ny fitiavanao manan’amby
Mandresy tononkira.serasera.org sy manintona ahy
Kanefa Ray ireo ratsy manadala
Fakampanahy mananontanona ahy
F’ikiro mafy ahi ry Ray Malala
          Matoky ucyvdrkh anao

Fa na tsy mendrika aza aho dia nekenao
Ka dia matoky aho fa anilanao
Inty ny tanako ho tantananao
Mitombo hery ato anatiko izao
Ka matoky Anao aho , Matoky Anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboarampeo Faravohitra
Vangy : 10081
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fiffi
Daty : 28/05/2007 09:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294