Iraho aho (Amboarampeo Faravohitra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Njay ! eny njay ! reko ny lrzcj antsonao
Miantso ahy ianao hanao ny irakao
Ho irakao vbfgeu hitory famonjena ny firenenay
Famonjena atolotrao Ray tononkira.serasera.org dia fitiavana anay
Mpanota mba ho olonao

Inty aho iraho Tompo ô !
Hamasino izaho ho irakao , iraho aho
Inty aho e Raisinao Ho Anao
Mba omeo hery , dia hamasino aho Tompo ô !
Tompo o ! vonona aho izao
Iraho aho zrgrve Tompo ô !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboarampeo Faravohitra
Vangy : 3626
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fiffi
Daty : 24/05/2007 17:21
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1959