Iraho aho (Amboarampeo Faravohitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Njay ! eny njay ! reko ny antsonao
Miantso ahy ianao hanao ny irakao
Ho irakao hitory tononkira.serasera.org famonjena ny firenenay
Famonjena atolotrao Ray lxap dia fitiavana anay
Mpanota mba ho olonao
Inty aho iraho Tompo ô !
Hamasino izaho ho irakao nsuktfl , iraho aho
Inty aho e Raisinao Ho Anao
Mba omeo hery , dia hamasino aho Tompo ô !
Tompo o ! vonona aho izao
Iraho wolzqbr aho Tompo ô !

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboarampeo FaravohitraVisites : 3679
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fiffi
Date : 24/05/2007 17:21