Iraho aho (Amboarampeo Faravohitra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Njay ! eny njay ! reko ny antsonao
Miantso ahy ianao hanao ny irakao
Ho irakao hitory famonjena lrmfmiir ny firenenay
Famonjena atolotrao Ray dia fitiavana anay
Mpanota mba ho olonao

Inty aho iraho zqpmuvka Tompo ô !
Hamasino izaho ho irakao , iraho aho
Inty aho e Raisinao Ho Anao
Mba omeo hery , dia hamasino aho Tompo ô !
Tompo o ! vonona aho izao
Iraho aho Tompo lirmcsjj tononkira.serasera.org ô !

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Amboarampeo Faravohitra
Hits : 3627
Likes : 0 Like
Created by : Fiffi
Date : 24/05/2007 17:21
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1943