Ampiraiso izahay (Amboarampeo Faravohitra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy ilay fahizay hataky ny Tomponay
Ampiray ho psptcojk iray izao tontolo izao
           No vavaka aminao
Mba ho iray ihany hatreto an-tany ny mino
Ka tsy hanadino fa hanao zanakao

Mbola hisy ary tena misy ny fisarahana
Eny tononkira.serasera.org azgahthf misy nohon’ny hevitra mibahana
Ka toa tsy afaka ny olon’afaka

Tsy hisy intsony anie ireo btau finoana be dia be
Nampisaraka hatrizay na dia samy zanakao
Ry Ray Ianao no mampiray
Ampiraiso izahay fa izay no vavakay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboarampeo Faravohitra
Vangy : 4412
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fiffi
Daty : 28/05/2007 09:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0286