Ampiraiso izahay (Amboarampeo Faravohitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy ilay mwvb fahizay hataky ny Tomponay
Ampiray ho iray izao tontolo izao
No vavaka aminao
Mba ho iray ihany hatreto an-tany ny mino
Ka tsy ognppk hanadino fa hanao zanakao
Mbola qfozq hisy ary tena misy ny fisarahana
Eny misy nohon’ny hevitra mibahana
Ka toa tsy afaka ny tononkira.serasera.org olon’afaka
Tsy hisy intsony anie ireo finoana be dia be
Nampisaraka hatrizay na dia samy zanakao
Ry Ray Ianao no mampiray
Ampiraiso izahay fa izay no vavakay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboarampeo FaravohitraVisites : 4411
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fiffi
Date : 28/05/2007 09:14