Ampiraiso izahay (Amboarampeo Faravohitra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy ilay fahizay hataky ny Tomponay
Ampiray ho iray oyomtbq izao tontolo izao
   gqlbpa         No vavaka aminao
Mba ho tononkira.serasera.org iray ihany hatreto an-tany ny mino
Ka tsy hanadino fa hanao zanakao

Mbola hisy ary tena misy ny fisarahana
Eny misy nohon’ny hevitra mibahana
Ka toa tsy afaka ny olon’afaka

Tsy hisy intsony anie ireo finoana be qwbfjjqj dia be
Nampisaraka hatrizay na dia samy zanakao
Ry Ray Ianao no mampiray
Ampiraiso izahay fa izay no vavakay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Amboarampeo Faravohitra
Hits : 4412
Likes : 0 Like
Created by : Fiffi
Date : 28/05/2007 09:14
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0349