Aza mampifilafila (Amboaram-peon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy mahavita tononkira.serasera.org tena re
Na bkikgb ianao, he na izaho koa
Firaisan kina no lehibe
Amin'ny asa mahasoa
Ref:
Raha misy iray na roa
Miantso ilay Tompo soa
Ao anatin'ny tempoliny
Manoloana eo ny Fanahiny
Omeo ny talenta anananao
Omeo satria ilain'ny Tompo ireny
Atolory azy amin'ny fo rdpg madio
Atolory Azy re! rrpowx
Na bkikgb ianao, he na izaho koa
Firaisan kina no lehibe
Amin'ny asa mahasoa
Ref:
Raha misy iray na roa
Miantso ilay Tompo soa
Ao anatin'ny tempoliny
Manoloana eo ny Fanahiny
Omeo ny talenta anananao
Omeo satria ilain'ny Tompo ireny
Atolory azy amin'ny fo rdpg madio
Atolory Azy re! rrpowx
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peon'i BetelaVangy : 869
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Ntsafi
Daty : 30/09/2022 05:27
