Aza mampifilafila (Amboaram-peon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy mahavita tena re
Na ianao, he na izaho koa
Firaisan nadl kina no lehibe
Amin'ny asa mahasoa
Ref:
Raha misy iray na roa
Miantso ilay Tompo soa
Ao anatin'ny tempoliny
Manoloana bnsokw eo ny Fanahiny
Omeo ny talenta anananao
Omeo hrpshqbr tononkira.serasera.org satria ilain'ny Tompo ireny
Atolory azy amin'ny fo madio
Atolory Azy re!
Na ianao, he na izaho koa
Firaisan nadl kina no lehibe
Amin'ny asa mahasoa
Ref:
Raha misy iray na roa
Miantso ilay Tompo soa
Ao anatin'ny tempoliny
Manoloana bnsokw eo ny Fanahiny
Omeo ny talenta anananao
Omeo hrpshqbr tononkira.serasera.org satria ilain'ny Tompo ireny
Atolory azy amin'ny fo madio
Atolory Azy re!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-peon'i BetelaVisites : 799
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Ntsafi
Date : 30/09/2022 05:27
