Fa ny zavatra rehetra (Amboaram-peon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa ny zavatra rehetra
Misy fara misy vgabbhqx fetra
Koa tononkira.serasera.org saino tsara
Izay knbsmdjv lazaina sy ambara
Fa sao ho neninao
Ref:
Fa Jesosy Zoky yuum
No hery sy toky
Mba hanampy anao
Ry mpanota ô
Koa dieny izao
Mitsangana ianao
Mba hanatona Azy
Raiso Jesoa
Ho anao
Ny fitiavan'i Jesosy
Dia natokany ho anao
Koa tanteraho
Ny andraikitra sy adidy
Ho an'ny namanao
Misy fara misy vgabbhqx fetra
Koa tononkira.serasera.org saino tsara
Izay knbsmdjv lazaina sy ambara
Fa sao ho neninao
Ref:
Fa Jesosy Zoky yuum
No hery sy toky
Mba hanampy anao
Ry mpanota ô
Koa dieny izao
Mitsangana ianao
Mba hanatona Azy
Raiso Jesoa
Ho anao
Ny fitiavan'i Jesosy
Dia natokany ho anao
Koa tanteraho
Ny andraikitra sy adidy
Ho an'ny namanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peon'i BetelaVangy : 1016
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ntsafi
Daty : 01/08/2023 10:55
