Aza mampifilafila (Amboaram-peon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tononkira.serasera.org misy mahavita tena re
Na ianao, he na izaho koa
Firaisan kina no lehibe
Amin'ny asa mahasoa
Ref:
Raha misy iray yiud vaeydi na irsvvk roa
Miantso ilay Tompo soa
Ao anatin'ny tempoliny
Manoloana eo ny Fanahiny
Omeo ny talenta anananao
Omeo satria ilain'ny Tompo ireny
Atolory azy amin'ny fo madio
Atolory Azy re!
Na ianao, he na izaho koa
Firaisan kina no lehibe
Amin'ny asa mahasoa
Ref:
Raha misy iray yiud vaeydi na irsvvk roa
Miantso ilay Tompo soa
Ao anatin'ny tempoliny
Manoloana eo ny Fanahiny
Omeo ny talenta anananao
Omeo satria ilain'ny Tompo ireny
Atolory azy amin'ny fo madio
Atolory Azy re!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-peon'i BetelaHits : 799
Likes : 1 Like
Created by : Ntsafi
Date : 30/09/2022 05:27
