Misaora (AMAM - Andrainarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain : Misaora e ! Misaora an’Andriamanitra
Misaora e ! Amin’ny zavatra rehetra
Misaora e ! F’izay no sitraky ny Ray
Misaora e ! Ao amin’ny Kristy
1- Misaora izany antsony, Misaora
Misaora ny fahamarinany, Misaora
Misaora ny fahasoavany, Misaora
Koa misaora, ny Anarany ianao
2- Misaora izany fahendreny, Misaora
Misaora ny famindrampony, Misaora
Misaora izany famonjeny, Misaora
Koa misaora, ny Anarany ianao
3- Misaora ny fanokanany, Misaora
Misaora ny fahamasinany, Misaora
Misaora ny fitiavany, Misaora
Koa misaora, ny Anarany ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAM - AndrainarivoVangy : 173
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AMAM
Daty : 19/08/2025 07:44
