Matoky (AMAM - Andrainarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa no mpamonjiko, Ilay itokiko
Izy no itarainako, Amin ny fiainako
Atokisako rehefa misy ny manjò
Refrain : Vonona aho anompo Anao Jesoa
Hamoy ny foko ho Anao
N’inona inona mihatra ety
F’ianao ilay Messia, Inoako ho atrt doria
Ka faly aho midera
F’ianao no Tompon ‘izao rehetra izao
Raha nijaly ianao, mhfrfjzz Noho ny helokay
Reko injany ny feonao , Mandondona ao am-ponay
Koa ankehitriny kosa anie
F’izao efa sung nandre hoe
Jesoa velona mandrakizay
Ho anao izay, Maheno izany
Ho resy lahatra ve ianao
F’IZY anie lay tsy mandao Anao
Matoa tononkira.serasera.org ianao mbola eto izao
Refrain : Vonona aho anompo Anao Jesoa
Hamoy ny foko ho Anao
N’inona inona mihatra ety
F’ianao ilay Messia, Inoako ho doria
Ka faly aho midera
F’ianao no Tompon ‘izao rehetra izao
Matoky anao x2
Matoky Anao zahay
Izy no itarainako, Amin ny fiainako
Atokisako rehefa misy ny manjò
Refrain : Vonona aho anompo Anao Jesoa
Hamoy ny foko ho Anao
N’inona inona mihatra ety
F’ianao ilay Messia, Inoako ho atrt doria
Ka faly aho midera
F’ianao no Tompon ‘izao rehetra izao
Raha nijaly ianao, mhfrfjzz Noho ny helokay
Reko injany ny feonao , Mandondona ao am-ponay
Koa ankehitriny kosa anie
F’izao efa sung nandre hoe
Jesoa velona mandrakizay
Ho anao izay, Maheno izany
Ho resy lahatra ve ianao
F’IZY anie lay tsy mandao Anao
Matoa tononkira.serasera.org ianao mbola eto izao
Refrain : Vonona aho anompo Anao Jesoa
Hamoy ny foko ho Anao
N’inona inona mihatra ety
F’ianao ilay Messia, Inoako ho doria
Ka faly aho midera
F’ianao no Tompon ‘izao rehetra izao
Matoky anao x2
Matoky Anao zahay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMAM - AndrainarivoVangy : 561
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AMAM
Daty : 19/08/2025 07:41
