Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fanahy o, hetahetako (Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy o, hetahetako
Fanahy Masina, fenoy aho
Tompo Jesoa ahy hwlb Ianao, ny Fanahiko tena mila Anao
Na kely tononkira.serasera.org aza yfgv ny fahalalako Anao, te hitombo aho ao aminao
Ny foko Tompo hitoero lalina
Fenoy fitia ny momba ahy
Te hahalala Anao kokoa ejqe aho, ny Fanahiko mitady mihoatra Anao
Ahita akaiky ny fonao
Afoiko ny momba ahy ho Anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'ny Paradisa Zandriny - FJKM Ankadindramamy FahazavanaVangy : 354
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tiako07
Daty : 25/03/2025 09:42