Vohay ny fo (Akon'ny kanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Afafy ny voa Atsipy ny teny
Hiantefa ao am-ponao ao
Hivatsy ny soa Hamafa tomany
Hitondra fiainam-baovao
Refrain: Aza manamafy ny nhhfpx tononkira.serasera.org fonao
Na minia tsy handre
Vohay ny fonao Jesosy mandonao
Vohary htvqmzol re fa aina duclkru ho anao
Fa sambatra eny ny fo zay mivoa
Raha Jeso no mitoetra ao
Mitsabo ny fery Manafa-toloko
Manova ho fo vaovao
Hiantefa ao am-ponao ao
Hivatsy ny soa Hamafa tomany
Hitondra fiainam-baovao
Refrain: Aza manamafy ny nhhfpx tononkira.serasera.org fonao
Na minia tsy handre
Vohay ny fonao Jesosy mandonao
Vohary htvqmzol re fa aina duclkru ho anao
Fa sambatra eny ny fo zay mivoa
Raha Jeso no mitoetra ao
Mitsabo ny fery Manafa-toloko
Manova ho fo vaovao
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Akon'ny kananaVangy : 288
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mihanta3mich
Daty : 25/02/2026 08:35
