TSY MISY TOA ANAO (AKON'NY FIHOBIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mitady anao aho isan'andro
miantso anao na hariva na atoandro
raha mrgx ilaozanao aho dia mahatsiaro, ho bangy ny fiaianako tsy eo ianao
REF:Tsy misy halwmn ny toa anao ry Jesosiko iny gffehos e
tononkira.serasera.org na ny ety an tany na an danitra any tena hafa izy iny e
ka zao no lazaiko raha velona ny aiko
dia ilaiko
2- Ny zava-drehetra hainao atao
na ny efa maty aza dia natsanganao
ny afenina aza fantatrao
manaiky anao jeso zao rehetra izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AKON'NY FIHOBIANAVangy : 1513
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : flavienjeanr6
Daty : 11/06/2019 10:16