You are here: home > Tononkira > AKON'NY FIHOBIANA

ATOLORY AZY (AKON'NY FIHOBIANA)

Ianao izay azom-pahoriana ety an-tany
Mila tsy zakanao zany fiainana
Manatona an i jeso raha te ho afaka ianao
Izany  no antony natongavany ety an tany
Jesosy no efa nanambara hoe raha manantona ahy ianao  anio dia tsy ho laviko
Jesosy mandray izay rehetra mandray azy
Raha mety ianao anio dia raiso jeso
*2

Reftononkira.serasera.org: anio eeee
Efa miandry ana jeso
Ka de manoloratena ianao
F'izy ee anova ny fiainanao hanavotra,hanavotra anao mba tsy ho very

    2-faingaina! atolory azy ny ny fonao
Sy fiainanao ary koa ny saina
Raha izy no anjaka a!Dia tsisy asakana a!
N'inona inooa kasain ny tompo aminao
Nanananana!!! Eie!
Raha mety ianao raiso raiso jeso!
Ieieee

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AKON'NY FIHOBIANA
Mpamaky : 118
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : flavienjeanr6
Tamin'ny : 06/06/2019 10:00:27
ID : 11788

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo