Ampidiro aloha ny tenimiafina
TSY MISY TOA ANAO (AKON'NY FIHOBIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mitady anao aho isan'andro
miantso anao na hariva na atoandro
raha ilaozanao aho dia mahatsiaro, ho bangy ny fiaianako tsy eo ianao
REF:Tsy misy ny toa anao ry tononkira.serasera.org rjbasb Jesosiko iny e
na ny ety an tany na an danitra any tena hafa izy ysfgfitw iny e
ka zao no lazaiko raha velona ny aiko
dia ilaiko
2- Ny zava-drehetra hainao atao
na ny efa maty aza dia natsanganao
ny qdurjilh afenina aza fantatrao
manaiky anao jeso zao rehetra izao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AKON'NY FIHOBIANAHits : 1514
Likes : 1 Like
Created by : flavienjeanr6
Date : 11/06/2019 10:16