AKON'NY FIHOBIANA
2624
Nampiditra : flavienjeanr6
Tamin'ny : 05/06/2019 11:46:34
Mombamomba :
SEHAM-PITAIZANA
SAMPANA FIFOHAZA FJKM RANGAINA FIHOBIANA
izahay dia afaka miara miasa amintsika fiangonana na sampana samihafa na fikambanana kristiana.pejy eb :NY AKON'NY FIIOBIANA
Hevitra mandeha
flavienjeanr6 (10/06/2019 11:05:40)
aiza ho aiza ilay diso tompoko
edsheerandon (10/06/2019 10:26:17)
ikalamako (06/06/2019 08:04:50)
Mba afaka ahitsinao kosa ve ireo tononkira azafady : mba tsaraina ireo diso, dia atao madio ny fanoratra fa tsy atao toy ny sms dia mba atao midina andalana isaky ny mila midina andalana ny endriny fa mba seha-pitaizana ihany koa ny seraserantsika e.
Misaotra sahady
flavienjeanr6 (05/06/2019 12:34:15)
izahay akon ny fihobiana dia afaka miara miasa amtsika fiangonana na sapana na fikambanana kristianina