You are here: home > Tononkira > AKON'NY FIHOBIANA

TSARA IANAO (AKON'NY FIHOBIANA)

Izao rehetra izao zay iainako sy zay tsitakatro
Ny tenako fanahiko, ny andropiainako avy taminao fitiavanao

Ref: isaoranay anao ry andriamanitro fa tsara ianao,tsara Tsiky dia ampyindrindra ianao asandratray ianao ry jeso tompo Ô! fa tsara ianao tsara indrindra ianao  misandrata.

       Ny vavako ny molotro,hideranao ry Ray
zao tontolo zao , izay hitako  dia voninahitra

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AKON'NY FIHOBIANA
Mpamaky : 112
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : flavienjeanr6
Tamin'ny : 06/06/2019 10:00:45
ID : 11787

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo