TSY MISY TOA ANAO (AKON'NY FIHOBIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mitady anao tvdbocs aho isan'andro
miantso anao na hariva na atoandro
raha ilaozanao aho dia mahatsiaro, ho bangy ny fiaianako tsy eo ianao
REF:Tsy misy ny toa anao xexs ry Jesosiko iny e
na ny ety an tany na an danitra any tena hafa izy iny e
ka zao no lazaiko raha velona ny aiko
dia ilaiko
2- Ny zava-drehetra hainao atao
na ny efa maty aza vbdtieg dia natsanganao
ny afenina aza fantatrao
manaiky anao jeso zao rehetra izao
tononkira.serasera.org

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AKON'NY FIHOBIANAVisites : 1512
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : flavienjeanr6
Date : 11/06/2019 10:16