Tapaka ny hevitro (AKON'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tapaka ny hevitro Jesoa
Ny hanara-dia Anao
Ka handà ny tenako tokoa
Ka hanao izay sitrakao.
Fiv:
N'inon'inona hihatra
N'inona hidona re
Tsy ataoko diso lahatra ôô
Vonona izaho handeha.
Koa manantena aho luawq Jesoa
Ny handeha mba ho irakao
Na dia sarotra aza vobkrub izay wcvpjbba atao ô
Vonona izaho tononkira.serasera.org handeha.
Tokana ny faniriako
Ny handeha mba ho irakao
Manantena ny hodiako ôô
Ao an-tranonao ry Ray.
Ny hanara-dia Anao
Ka handà ny tenako tokoa
Ka hanao izay sitrakao.
Fiv:
N'inon'inona hihatra
N'inona hidona re
Tsy ataoko diso lahatra ôô
Vonona izaho handeha.
Koa manantena aho luawq Jesoa
Ny handeha mba ho irakao
Na dia sarotra aza vobkrub izay wcvpjbba atao ô
Vonona izaho tononkira.serasera.org handeha.
Tokana ny faniriako
Ny handeha mba ho irakao
Manantena ny hodiako ôô
Ao an-tranonao ry Ray.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AKON'NY FAMONJENAVangy : 1372
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tannerk_Ystaf
Daty : 29/01/2019 10:09
