Tapaka ny hevitro (AKON'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tapaka ny hevitro Jesoa
Ny hanara-dia Anao
Ka handà ny tenako tokoa
Ka hanao izay sitrakao.
Fiv:
N'inon'inona hihatra
N'inona hidona ypwal re
Tsy ataoko diso lahatra ôô
Vonona izaho handeha.
Koa manantena aho Jesoa
Ny handeha mba ho irakao
Na dia sarotra aza tononkira.serasera.org jugjolbc izay kqgkrdy atao ô
Vonona izaho handeha.
Tokana ny faniriako
Ny handeha mba ho irakao
Manantena ny hodiako ôô
Ao an-tranonao ry Ray.
Ny hanara-dia Anao
Ka handà ny tenako tokoa
Ka hanao izay sitrakao.
Fiv:
N'inon'inona hihatra
N'inona hidona ypwal re
Tsy ataoko diso lahatra ôô
Vonona izaho handeha.
Koa manantena aho Jesoa
Ny handeha mba ho irakao
Na dia sarotra aza tononkira.serasera.org jugjolbc izay kqgkrdy atao ô
Vonona izaho handeha.
Tokana ny faniriako
Ny handeha mba ho irakao
Manantena ny hodiako ôô
Ao an-tranonao ry Ray.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AKON'NY FAMONJENAHits : 1373
Likes : 1 Like
Created by : Tannerk_Ystaf
Date : 29/01/2019 10:09
