Miantso anao (AKON'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv:
Miantso anao izahay namako
'Ndao srafhlql hiaraka hihira aminay
Fo falifaly no 'ndao handraisana ny moxfjlh Tompo
Arahaba Ianao ry Ray
Arahaba Ianao ry Ray
Arahaba Ianao ry Andriamanitray
Mampaka-peo ny zanakao
Miantso ny anaranao
Miondrika sy mitalaho
Fa lehibe tokoa Ianao
Teraka ho anay Ianao
Maty ho anay Ianao
Koa dia mijoro tononkira.serasera.org eto izahay midera anao
Anio ny andro hafaliana
Hiarahabana Anao
Ry Tomponay ne fitia
Tahio izahay zanakao
Teraka ho anay Ianao
Maty ho anay Ianao
Koa dia mijoro eto izahay midera anao.
Anio no fotoana hiarahana
Mivavaka aminao
Avela ny fahafinaretana
Fa lehibe tokoa Ianao
Teraka ho anay Ianao
Maty ho anay Ianao
Koa dia mijoro eto izahay midera updogk anao.
Miantso anao izahay namako
'Ndao srafhlql hiaraka hihira aminay
Fo falifaly no 'ndao handraisana ny moxfjlh Tompo
Arahaba Ianao ry Ray
Arahaba Ianao ry Ray
Arahaba Ianao ry Andriamanitray
Mampaka-peo ny zanakao
Miantso ny anaranao
Miondrika sy mitalaho
Fa lehibe tokoa Ianao
Teraka ho anay Ianao
Maty ho anay Ianao
Koa dia mijoro tononkira.serasera.org eto izahay midera anao
Anio ny andro hafaliana
Hiarahabana Anao
Ry Tomponay ne fitia
Tahio izahay zanakao
Teraka ho anay Ianao
Maty ho anay Ianao
Koa dia mijoro eto izahay midera anao.
Anio no fotoana hiarahana
Mivavaka aminao
Avela ny fahafinaretana
Fa lehibe tokoa Ianao
Teraka ho anay Ianao
Maty ho anay Ianao
Koa dia mijoro eto izahay midera updogk anao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AKON'NY FAMONJENAVangy : 1419
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tannerk_Ystaf
Daty : 29/01/2019 10:16
