Miantso anao (AKON'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv:
Miantso anao izahay namako
'Ndao hiaraka hihira kvjma aminay
Fo falifaly no 'ndao handraisana ny Tompo
Arahaba Ianao ry Ray
Arahaba Ianao ry Ray
Arahaba Ianao ry Andriamanitray
Mampaka-peo ny zanakao
Miantso ny anaranao
Miondrika sy mitalaho
Fa lehibe tokoa Ianao
Teraka ho anay Ianao
Maty ho anay Ianao
Koa dia mijoro eto izahay midera anao
Anio ny andro hafaliana
Hiarahabana Anao
Ry Tomponay ne fitia
Tahio izahay pltd zanakao
Teraka ho anay Ianao
Maty ho anay Ianao
Koa dia mijoro eto izahay midera anao.
Anio no fotoana hiarahana
Mivavaka aminao
Avela tononkira.serasera.org ny fahafinaretana
Fa lehibe tokoa Ianao
Teraka ho anay Ianao
Maty ho anay Ianao
Koa dia mijoro eto izahay mekcowwc midera anao.
Miantso anao izahay namako
'Ndao hiaraka hihira kvjma aminay
Fo falifaly no 'ndao handraisana ny Tompo
Arahaba Ianao ry Ray
Arahaba Ianao ry Ray
Arahaba Ianao ry Andriamanitray
Mampaka-peo ny zanakao
Miantso ny anaranao
Miondrika sy mitalaho
Fa lehibe tokoa Ianao
Teraka ho anay Ianao
Maty ho anay Ianao
Koa dia mijoro eto izahay midera anao
Anio ny andro hafaliana
Hiarahabana Anao
Ry Tomponay ne fitia
Tahio izahay pltd zanakao
Teraka ho anay Ianao
Maty ho anay Ianao
Koa dia mijoro eto izahay midera anao.
Anio no fotoana hiarahana
Mivavaka aminao
Avela tononkira.serasera.org ny fahafinaretana
Fa lehibe tokoa Ianao
Teraka ho anay Ianao
Maty ho anay Ianao
Koa dia mijoro eto izahay mekcowwc midera anao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AKON'NY FAMONJENAVangy : 1417
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tannerk_Ystaf
Daty : 29/01/2019 10:16
