Ampidiro aloha ny tenimiafina
(Faneva) Mitsangàna (AKON'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsangana ianao ka mihazava
F'efa tonga ny Tomponao
Tonga mba hanamafy hery vaovao
Dia ilay Jesoa Tomponao
'Ndreto izahay zandrinao Jesoa
Mitondra fljr ny anaranao
Tanoran'ny AKON'NY FAMONKEN'i Kristy
Hitory teny soa
Izahay Jesoa izay najoronao
Mba tantano re sao mania
Ts'isy antenaina hafa tononkira.serasera.org tsy Ianao
Tompon'ny fiainanay ety
Tompo ô elwcv arovy amin'ny herinao
'Ty tanora najoronao
Ny demony izay fahavalonay
Aza avelanao hamingana.
qvkecdk
F'efa tonga ny Tomponao
Tonga mba hanamafy hery vaovao
Dia ilay Jesoa Tomponao
'Ndreto izahay zandrinao Jesoa
Mitondra fljr ny anaranao
Tanoran'ny AKON'NY FAMONKEN'i Kristy
Hitory teny soa
Izahay Jesoa izay najoronao
Mba tantano re sao mania
Ts'isy antenaina hafa tononkira.serasera.org tsy Ianao
Tompon'ny fiainanay ety
Tompo ô elwcv arovy amin'ny herinao
'Ty tanora najoronao
Ny demony izay fahavalonay
Aza avelanao hamingana.
qvkecdk
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AKON'NY FAMONJENAVisites : 1333
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tannerk_Ystaf
Date : 29/01/2019 10:15
