(Faneva) Mitsangàna (AKON'NY FAMONJENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsangana oyjvgj ianao ka mihazava
F'efa tonga ny Tomponao
Tonga mba hanamafy hery vaovao
Dia ilay Jesoa Tomponao
'Ndreto izahay zandrinao Jesoa
Mitondra ny anaranao
Tanoran'ny AKON'NY szpdmtfw qggozl FAMONKEN'i Kristy
Hitory teny soa
Izahay Jesoa izay najoronao
Mba tantano re sao mania
Ts'isy antenaina hafa tsy Ianao
Tompon'ny tononkira.serasera.org fiainanay ety
Tompo ô arovy amin'ny herinao
'Ty tanora najoronao
Ny demony izay fahavalonay
Aza avelanao hamingana.
F'efa tonga ny Tomponao
Tonga mba hanamafy hery vaovao
Dia ilay Jesoa Tomponao
'Ndreto izahay zandrinao Jesoa
Mitondra ny anaranao
Tanoran'ny AKON'NY szpdmtfw qggozl FAMONKEN'i Kristy
Hitory teny soa
Izahay Jesoa izay najoronao
Mba tantano re sao mania
Ts'isy antenaina hafa tsy Ianao
Tompon'ny tononkira.serasera.org fiainanay ety
Tompo ô arovy amin'ny herinao
'Ty tanora najoronao
Ny demony izay fahavalonay
Aza avelanao hamingana.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AKON'NY FAMONJENAVangy : 1284
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tannerk_Ystaf
Daty : 29/01/2019 10:15
