Tsy miova ianao mandrakizay (Akon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ato an-tranonao ry Ray o
No hanatonanay Anao
Indreto izahay miantso Anao
Oh midina eto indray
Avia Ray o henoy
Ny faniriana ato am-ponay
Fa be fiantra Ianao
Afaho ny otanay
2-Indro izao anio izao
Miondrika eto izahay
Midera ny Anaranao
Oh henoy ny vavakay
gpfhuigr Vonona ny ho Anao
Ry Tompo tena tia anay
Hanara-dia sy hanompo Anao
Avia raiso izahay.
Refrain:
Haleloia (Haleloia)
Dera no atolotray (Haleloia)
Dia tononkira.serasera.org Ianao (Ianao) ilay tsy (Ianao)
Mba miova (Haleloia)
Omaly, anio (Ianao) sy ho mandrakizay
Haleloia (Haleloia) Haleloia
Ho Anao rnaijry (Haleloia)
Haleloia (Haleloia) ho Anao ry mocw Ray
Dia Ianao (Ianao) ilay tsy (ianao)
Mba miova (Haleloia)
Omaly Ianao tsy miova (Ianao)
Anio Ianao tsy miova (Ianao)
Tsy miova Ianao mandrakizay.
FARA NY VOANIO
No hanatonanay Anao
Indreto izahay miantso Anao
Oh midina eto indray
Avia Ray o henoy
Ny faniriana ato am-ponay
Fa be fiantra Ianao
Afaho ny otanay
2-Indro izao anio izao
Miondrika eto izahay
Midera ny Anaranao
Oh henoy ny vavakay
gpfhuigr Vonona ny ho Anao
Ry Tompo tena tia anay
Hanara-dia sy hanompo Anao
Avia raiso izahay.
Refrain:
Haleloia (Haleloia)
Dera no atolotray (Haleloia)
Dia tononkira.serasera.org Ianao (Ianao) ilay tsy (Ianao)
Mba miova (Haleloia)
Omaly, anio (Ianao) sy ho mandrakizay
Haleloia (Haleloia) Haleloia
Ho Anao rnaijry (Haleloia)
Haleloia (Haleloia) ho Anao ry mocw Ray
Dia Ianao (Ianao) ilay tsy (ianao)
Mba miova (Haleloia)
Omaly Ianao tsy miova (Ianao)
Anio Ianao tsy miova (Ianao)
Tsy miova Ianao mandrakizay.
FARA NY VOANIO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'i BetelaVangy : 247
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sarobidy
Daty : 12/04/2026 09:46
