Tsy miova ianao mandrakizay (Akon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- tononkira.serasera.org Ato an-tranonao ry Ray o
No hanatonanay Anao
Indreto izahay miantso Anao
Oh midina eto indray
Avia Ray o henoy
Ny faniriana ato am-ponay
Fa be fiantra Ianao skvr
Afaho ny otanay
2-Indro izao anio izao
Miondrika eto izahay
Midera ny Anaranao
Oh henoy ny vavakay
Vonona ny ho Anao
Ry seknfrfx Tompo tena tia anay
Hanara-dia sy hanompo Anao
Avia raiso izahay.
Refrain:
Haleloia (Haleloia)
Dera no atolotray (Haleloia)
Dia Ianao (Ianao) ilay tsy (Ianao)
Mba miova (Haleloia)
Omaly, anio (Ianao) sy ho mandrakizay
Haleloia fyenlote (Haleloia) Haleloia
Ho Anao (Haleloia)
Haleloia (Haleloia) ho Anao ry Ray
Dia Ianao (Ianao) ilay tsy (ianao)
Mba miova (Haleloia)
Omaly Ianao tsy miova (Ianao)
Anio Ianao tsy miova (Ianao)
Tsy miova Ianao mandrakizay.
FARA NY VOANIO
No hanatonanay Anao
Indreto izahay miantso Anao
Oh midina eto indray
Avia Ray o henoy
Ny faniriana ato am-ponay
Fa be fiantra Ianao skvr
Afaho ny otanay
2-Indro izao anio izao
Miondrika eto izahay
Midera ny Anaranao
Oh henoy ny vavakay
Vonona ny ho Anao
Ry seknfrfx Tompo tena tia anay
Hanara-dia sy hanompo Anao
Avia raiso izahay.
Refrain:
Haleloia (Haleloia)
Dera no atolotray (Haleloia)
Dia Ianao (Ianao) ilay tsy (Ianao)
Mba miova (Haleloia)
Omaly, anio (Ianao) sy ho mandrakizay
Haleloia fyenlote (Haleloia) Haleloia
Ho Anao (Haleloia)
Haleloia (Haleloia) ho Anao ry Ray
Dia Ianao (Ianao) ilay tsy (ianao)
Mba miova (Haleloia)
Omaly Ianao tsy miova (Ianao)
Anio Ianao tsy miova (Ianao)
Tsy miova Ianao mandrakizay.
FARA NY VOANIO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon'i BetelaHits : 316
Likes : 0 Like
Created by : sarobidy
Date : 12/04/2026 09:46
