Toy ny ravina (Akon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahagaga tokoa ity fiainana ity
Zay jerena ho toa zava-tsoa
Nefa anie ka tsy misy mateza ho doria
Fa mandalo ary ho simba avokoa
Refrain:
Toy pjxingq ny ravina anie, toy ny kvrsk zavona koa
Manam-petra ity tany ity
Hadisoana tononkira.serasera.org ary re, raha tsy mifankatia
Fa satria samy ho faty avokoa
Mahagaga tokoa, ity fiainana ity
Izay jerena ho toa zava-tsoa
Nefa anie ka tsy misy mateza ho doria
Fa mandalo ary ho simba avokoa
Refrain
(Feon-kira)
Moa ho gaga ny fo, raha amin'izao hita izao
F'efa lò ka tsy misy ho doria
Noho ny tiana taloha, sy malala nandao
Zay nandalo toa nofy tety
Refrain
Moa woah ho gaga ny fo, raha amin'izao hita izao
F'efa lò ka tsy misy ho doria
Noho ny tiana taloha, sy malala nandao
Zay nandalo toa nofy tety
Refrain
Zay jerena ho toa zava-tsoa
Nefa anie ka tsy misy mateza ho doria
Fa mandalo ary ho simba avokoa
Refrain:
Toy pjxingq ny ravina anie, toy ny kvrsk zavona koa
Manam-petra ity tany ity
Hadisoana tononkira.serasera.org ary re, raha tsy mifankatia
Fa satria samy ho faty avokoa
Mahagaga tokoa, ity fiainana ity
Izay jerena ho toa zava-tsoa
Nefa anie ka tsy misy mateza ho doria
Fa mandalo ary ho simba avokoa
Refrain
(Feon-kira)
Moa ho gaga ny fo, raha amin'izao hita izao
F'efa lò ka tsy misy ho doria
Noho ny tiana taloha, sy malala nandao
Zay nandalo toa nofy tety
Refrain
Moa woah ho gaga ny fo, raha amin'izao hita izao
F'efa lò ka tsy misy ho doria
Noho ny tiana taloha, sy malala nandao
Zay nandalo toa nofy tety
Refrain
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'i BetelaVangy : 358
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sarobidy
Daty : 25/03/2026 10:08
