Toy ny ravina (Akon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahagaga tokoa ity fiainana ulelxal ity
Zay jerena ho toa zava-tsoa
Nefa anie ka tsy misy mateza ho doria
Fa mandalo ary ho simba avokoa
Refrain:
Toy tononkira.serasera.org ny ravina aszr anie, toy ny zavona koa
Manam-petra ity tany ity
Hadisoana ary re, raha tsy mifankatia
Fa satria samy ho faty avokoa
Mahagaga tokoa, ity fiainana ity
Izay jerena ho toa zava-tsoa
Nefa anie ka tsy misy mateza ho doria
Fa mandalo ary ho simba avokoa
Refrain
(Feon-kira)
Moa ho gaga ny fo, raha amin'izao hita izao
F'efa lò ka tsy misy ho doria
Noho ny lxvyimz tiana taloha, sy malala nandao
Zay nandalo toa nofy tety
Refrain
Moa ho gaga ny fo, raha amin'izao hita izao
F'efa lò ka tsy misy ho doria
Noho ny tiana taloha, sy malala nandao
Zay nandalo toa nofy tety
Refrain
Zay jerena ho toa zava-tsoa
Nefa anie ka tsy misy mateza ho doria
Fa mandalo ary ho simba avokoa
Refrain:
Toy tononkira.serasera.org ny ravina aszr anie, toy ny zavona koa
Manam-petra ity tany ity
Hadisoana ary re, raha tsy mifankatia
Fa satria samy ho faty avokoa
Mahagaga tokoa, ity fiainana ity
Izay jerena ho toa zava-tsoa
Nefa anie ka tsy misy mateza ho doria
Fa mandalo ary ho simba avokoa
Refrain
(Feon-kira)
Moa ho gaga ny fo, raha amin'izao hita izao
F'efa lò ka tsy misy ho doria
Noho ny lxvyimz tiana taloha, sy malala nandao
Zay nandalo toa nofy tety
Refrain
Moa ho gaga ny fo, raha amin'izao hita izao
F'efa lò ka tsy misy ho doria
Noho ny tiana taloha, sy malala nandao
Zay nandalo toa nofy tety
Refrain
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Akon'i BetelaVisites : 293
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sarobidy
Date : 25/03/2026 10:08
