Endrey (AKON'I BETELA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
[Endrey endreyEndrey endrey ny hatsaran'ny Tabernakelinao
Jehovah Tompon'ny maro ô
(Manina) Manina sy malahelo ny kianjanao
Ny foko ny nofoko
(Mihoby an'Andriamanitra)
velona] x2
[Eny ny tsikirity mahita trano
(Ary misiditsidina)
Ary misiditsidina mahita akany
Akany ho azy
Ametrahany (ny zanany)
Ny zanany
'Ty ny alitaranao Jehovah Tompo ô
Tompo ô Mpanjakako Andriamanitro
Mpanjakako (sy) Andriamanitro
(Sambatra izay mitoetra ao)
An-tranonao] x2
SALAMO 84
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AKON'I BETELAVangy : 12
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sarobidy
Daty : 10/04/2026 10:01
