Endrey (Akon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
[Endrey endrey
Endrey endrey ny hatsaran'ny Tabernakelinao
Jehovah Tompon'ny maro ô
(Manina) Manina sy malahelo ny kianjanao
Ny foko ny nofoko
(Mihoby an'Andriamanitra)
velona] x2
[Eny ny tsikirity mahita trano
(Ary misiditsidina)
Ary misiditsidina mahita akany
Akany ho azy
Ametrahany (ny bftxq zanany)
Ny zanany
'Ty ny alitaranao Jehovah Tompo tononkira.serasera.org ô
Tompo ô Mpanjakako Andriamanitro
Mpanjakako (sy) Andriamanitro
(Sambatra izay bgwfaetn kfobkx mitoetra ao)
An-tranonao] x2
SALAMO 84
Endrey endrey ny hatsaran'ny Tabernakelinao
Jehovah Tompon'ny maro ô
(Manina) Manina sy malahelo ny kianjanao
Ny foko ny nofoko
(Mihoby an'Andriamanitra)
velona] x2
[Eny ny tsikirity mahita trano
(Ary misiditsidina)
Ary misiditsidina mahita akany
Akany ho azy
Ametrahany (ny bftxq zanany)
Ny zanany
'Ty ny alitaranao Jehovah Tompo tononkira.serasera.org ô
Tompo ô Mpanjakako Andriamanitro
Mpanjakako (sy) Andriamanitro
(Sambatra izay bgwfaetn kfobkx mitoetra ao)
An-tranonao] x2
SALAMO 84
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Akon'i BetelaVisites : 184
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sarobidy
Date : 10/04/2026 10:01
