Andriamanitra Mpamorona (Akon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Haleloia ie e Haleloia ie e
Miderà an'i Jehovah
Amin'ny hira sy mozika
Ka hobio ny hatsarany
Sy ny fiantrany antsika) x2
Miderà an'i Jehovah amin'ny herinao rehetra
Tsofy mafy ny anjomara hanako eny am-paran-tany
Rindram-peo miraondraona gfdfme Lohasaha mifamaly
Hasandrato ny Hosana Haleloia
Oou ou ou ou
Haleloia ie e Haleloia ie e
Miderà an'i Jehovah
Amin'ny hira sy mozika
Ka hobio ny hatsarany
Sy ny fiantrany antsika
Lay masoandro lohataona fifaliana
Asan-tanan'Andriamanitra Mpamorona
Rivodrivotra mitsoka malefaka
Fitiavan'Andriamanitra ny voahariny
Zato bika aman'endrikao falifaly mirana
Sangan'asan'Andriamanitra Mpamorona
(Ka derao ny asany)
Fahefana ananany tombony tononkira.serasera.org ny heriny
Haleloia
Fenomanana ny ao an-tanàna eaglpioi ka mazava ny lalan-kombana
Andriamanitra nanao ny sjhaj volana sy ny kintana
Mangafeo ny antoko mpihira
Izay asandrany amin'ny fony
Fanomezana avy amin'ny Ray izay Mpamorona
Ou ou ou ou
A/C: JORDAN

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'i BetelaVangy : 352
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sarobidy
Daty : 10/04/2026 10:18