Andriamanitra Mpamorona (Akon'i Betela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Haleloia ie e Haleloia ie e
Miderà an'i Jehovah
Amin'ny hira sy mozika
Ka hobio ny zlvuurwq hatsarany
Sy ny fiantrany antsika) x2

Miderà an'i Jehovah amin'ny herinao tononkira.serasera.org rehetra
Tsofy mafy ny anjomara hanako eny am-paran-tany
Rindram-peo miraondraona Lohasaha fyshkzl mifamaly
Hasandrato ny Hosana Haleloia
Oou ou ou ou

Haleloia ie e Haleloia ie e
Miderà an'i Jehovah
Amin'ny hira sy mozika
Ka hobio ny hatsarany
Sy ny fiantrany antsika

Lay masoandro lohataona fifaliana
Asan-tanan'Andriamanitra Mpamorona
Rivodrivotra mitsoka malefaka
Fitiavan'Andriamanitra ny voahariny

Zato bika aman'endrikao falifaly mirana
Sangan'asan'Andriamanitra Mpamorona
(Ka derao bunr ny asany)
Fahefana ananany tombony ny heriny
Haleloia

Fenomanana ny ao an-tanàna ka mazava ny lalan-kombana
Andriamanitra nanao ny volana sy ny kintana
Mangafeo ny antoko mpihira
Izay asandrany amin'ny fony
Fanomezana avy amin'ny Ray izay Mpamorona
Ou ou ou ou

A/C: JORDAN

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Akon'i Betela
Hits : 288
Likes : 0 Like
Created by : sarobidy
Date : 10/04/2026 10:18
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0321