Tsapako fa tsara ianao (Akany Fanantenana Oria (Fmta))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsapako fa tsara ianao
sy mpamindra fo tokoa
ny masoandro aposakao
ary ny qogcgbwj maraina koa
olombelona ianao nahatsiaro fa nania
miverena
ka mitodia f’izy no Tompo be fitia

ref:Tompo be fitia ianao
sy tononkira.serasera.org sakaizanay ety
o ry mpanota o avia
miandry anao ilay vfrdnczl tia

sambatra izahay ry Tompo
f’eo anilanao tokoa
ka ny tananao mihintsy
no mitantana gvtz anay

ref:Tompo be fitia ianao
sy sakaizanay ety
o ry mpanota o avia
miandry anao ilay tia

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Akany Fanantenana Oria (Fmta)
Vangy : 3077
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andreasr
Daty : 27/11/2007 09:23
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294