RY ZANAK’ONDRY (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ry Zanak'ondry pxzed ô! Masina Ianao
Ry Zanak'ondry ô!
Ianao no herinay, Ianao no vonjinay
Fiv: Ry tononkira.serasera.org Jesoa Kristy Ilay nswki Mpanjaka lehibe
Ilay endrik’ilay nahary izao rehetra izao
Ry Zanak'ondry ô! Masina Ianao
Ry Zanak'ondry ô!
2-Ry Mpampianatra ô! Ampianaro aho
Hahaizako mampita ny hafatrao
Tafio hery aho, hahavitako
Ny asanao ry Tompo ô!
Fiv
Ry Jesoa Kristy ô! Masina Ianao
Ry Jesoa Kristy qcww ô!
Ry Zanak'ondry ô!
Ianao no herinay, Ianao no vonjinay
Fiv: Ry tononkira.serasera.org Jesoa Kristy Ilay nswki Mpanjaka lehibe
Ilay endrik’ilay nahary izao rehetra izao
Ry Zanak'ondry ô! Masina Ianao
Ry Zanak'ondry ô!
2-Ry Mpampianatra ô! Ampianaro aho
Hahaizako mampita ny hafatrao
Tafio hery aho, hahavitako
Ny asanao ry Tompo ô!
Fiv
Ry Jesoa Kristy ô! Masina Ianao
Ry Jesoa Kristy qcww ô!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1380
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hanitrynylanitra
Daty : 18/01/2018 16:27
